Titre : | Zava-miafin'ny 29 mars 1947 | Type de document : | texte imprimé | Editeur : | Antananarivo : Edisiona Vaovao | Année de publication : | 1974 | Importance : | 132 p. | Présentation : | couv. ill. en coul. | Format : | 21 cm. | Langues : | Malgache (mlg) | Mots-clés : | 29 mars 1947 révolte:Madagascar:1947 histoire:Madagascar:1947 | Index. décimale : | 303.61 Désobéissance civile | Résumé : | Efa tonga manana lazany eo amin'ny tantaran'i Madagasikara ny vanin'andro 29 mars 1947. Nanomboka tamin'ny fitsingerenan'ny faha-roapolo taona nitrangany, dia nanjary Androm-pirenena tsarovana amim-panginana sy fieritreretana hatrany isan-taona izy.
Efa nisy tokoa, nefa mbola vitsy, nanao an-tsoratra ny dinidinika samy hafa mikasika ny lafiny sasany momba iny raharaha tamin'ny 29 marsa 1947 iny. Tsy azo lazaina velively ho efa voambara avokoa anefa ny zava-drehetra. Ho hitanao fa vaovao mbola tsy niseho talohan'izao dinidinika hazavain'ny mpanoratra ato anatin'ny bokiny.
[La journée du 29 mars 1947, célébrée à partir de son 20e anniversaire commence à bien être connue, même si on a que peu d'écrits sur cette journée. Ici l'auteur, nous délivre des nouvelles histoires sur cette journée.] |
Zava-miafin'ny 29 mars 1947 [texte imprimé] . - Antananarivo : Edisiona Vaovao, 1974 . - 132 p. : couv. ill. en coul. ; 21 cm. Langues : Malgache ( mlg) Mots-clés : | 29 mars 1947 révolte:Madagascar:1947 histoire:Madagascar:1947 | Index. décimale : | 303.61 Désobéissance civile | Résumé : | Efa tonga manana lazany eo amin'ny tantaran'i Madagasikara ny vanin'andro 29 mars 1947. Nanomboka tamin'ny fitsingerenan'ny faha-roapolo taona nitrangany, dia nanjary Androm-pirenena tsarovana amim-panginana sy fieritreretana hatrany isan-taona izy.

|